Entrée | razana | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Définition malgache | ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo ¶ ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. [Rajemisa 1985] | ||||||||
Traduction anglaise | an ancestor [Hallanger 1973] | ||||||||
Traduction française | les ancêtres, les aïeux [Abinal 1888] | ||||||||
ancêtres [Rajemisa: Vakoka] | |||||||||
ancêtre [Hallanger 1974] | |||||||||
Vocabulaire | Rapports: famille | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot razana | ||||||||
Articles | Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Entrée | razaña | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Définition malgache | [Tambahoaka] zaran' antsy, ets. [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |