Teny iditra henatry ny razana (henatra, razana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny mahantra fadiranovana ao amin' ny fianakaviana, izay toy ny henatry ny razana ka tokony hampian' ny havana rehetra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31