Entrée faharazana (faha, razana)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana [1.1]
Explications en anglais In ancestral times [1.2]
Explications en français du temps des ancêtres [1.3]
Morphologie 
faharazana
-paharazana
Mots composés 
Exemples Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny Lalàna velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana. [2.113]

Anagrammes fahazarana, hafa razana

Mis à jour le 2021/09/23