Teny iditra karazana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sokajin' olona, biby na zavamaniry mitovitovy toetra amam-pomba: Ny alika, hono, no maro karazana indrindra amin' ny biby rehetra [1.1]
 Taranaka eo amin'ny zavamiaina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A kind, a sort, a species [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Espèce [1.8, 1.13]
 Sorte, descendance [1.8]
 Race, type, variété [1.13]
 (toute l'île) (de raza : lignée, lignage, descendance ; la même racine a donné razana : les ancêtres ; elle est dérivée du même mot sanscrit qui a donné le français « race » et l'italien « razza »). Pour les plantes : lignée (au sens génétique), clône pour les plantes qui se multiplient par bouture ; cultivar. Par extension ce mot est pris souvent dans le sens d'espèce ou de variété taxinomique. [1.196]
Ohatra 
1Ny sasany nilaza fa karazana Pygmées ny Kimosy. [2.508]
2Takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana. [2.472]
3Tsy maintsy antoka hafa karazana no hatao fototra. [1.369]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : karazana, karazako, karazanao, karazany, karazantsika, karazanay, karazanareo, karazan', karazan-, karazam-, karaza-
Kamban-teny 
Ny fihaviany Sanscrit: .
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25