Teny iditra molotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The lips [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lèvre [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Io izy, hoy Katy nanondro molotra. [2.470]
2Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471]
3Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : molotra, molotro, molotrao, molony, molotsika, molotray, molotrareo, molotr', molo-, molotry
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Manontolo loha
Anaran' akora mamorom-batana handrina, maso, orona, saoka, sofina, takolaka, tarehy, tava, vava, volo, volomaso, volombava
Ohabolana 

Teny iditra molotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sisina: molobilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The rim of a kettle, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lisière, rebord [1.3]
 Rebord d'une marmite, etc. [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : molotra, molotro, molotrao, molony, molotsika, molotray, molotrareo, molotr', molo-, molotry

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24