Teny iditra |
hataka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona:
Izao no hataka ataoko aminao Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina:
Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò! Zavatra nangatahina:
Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray |
Fanazavàna teny anglisy | A request, a thing begged, alms. [1.2]
|
| A request, an entreaty [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Demande, requête [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Supplique, prière [1.3]
|
Haiendriteny |
Tsotra |
hataka,
hatako,
hatakao,
hatany,
hatatsika,
hatakay,
hatakareo,
hatak',
hata-,
hataky |
Tovonana |
-kataka,
-katako,
-katakao,
-katany,
-katatsika,
-katakay,
-katakareo,
-katak',
-kata-,
-kataky |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
|
Teny iditra |
hataka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa [1.1]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
hataka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Anaran-gidro madinika [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Animal nocturne. § tsìdika. [1.19]
|
Fanazavàna teny anglisy | Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major Weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus) Small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon) [2.233]
|
Fanazavàna teny frantsay | Grand chéirogale (Cheirogaleus major) Lépilemur (Lepilemur mustelinus) Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon) [2.233]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Cheirogaleus major, Lepilemur microdon, Lepilemur mustelinus |
Mpanahaka |
tsidy ~
tsitsily ~
fitiliky ~
kotrika ~
trangalavaka |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
Hatàka
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Hatach [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hataq [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|