Teny iditra | halo- | ||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe halotra | ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Teny iditra | halo | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jereo alo [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Nakedness. See mitanjaka ( tanjaka), harihary, hanjahanja [1.2] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Renianarana | |||||||
Anarana iray reny | |||||||
Teny iditra | halo | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] fanoto [1.78] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] Pilon [1.78] | ||||||
Tovy hevitra | alo | ||||||
Teny iditra | halo | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | The movement of something suspended; going about a house without entering. [1.2] | ||||||
Tovy hevitra | halohalo | ||||||
Teny iditra | halo | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] aloalo [1.2] | ||||||
Teny iditra | halo | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Aretin-jaza eo amin' ny loha maleminy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Creux, cavité (voir lempona)
Fontanelles (grande et petite). [1.19] | ||||||
Teny iditra | halo | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Southern lesser bamboo lemur, Southern gentle lemur (Hapalemur meridionalis) [2.456] | ||||||
Anarana siantifika | Hapalemur meridionalis | ||||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Gidro | ||||||
Teny iditra | halo
![]() | ||||||
Sokajin-teny | anarana (lahy) | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avana manodidina ny masoandro na volana [1.9] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avana manodidina hazavana (jiro, masoand [...]. . vatonono [tohiny 1.66] | ||||||
Fivaditsoratra | halo, hola, laho, loha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |
![]() |