Teny iditra |
lempona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany [1.1]
|
| Faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A concavity, a hollow [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Terrain bas [1.8]
|
| Doline [1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaran-toerana |
|
Mpanahaka |
deboka |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
lempona
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Miendrika lovia [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Concave, hollow; low-lying [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Creux, enfoncé [1.8]
|
| Concave [1.13]
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
kaoka |
|
Teny iditra |
Lempona
(lempona)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -20.6833333, 47.6666667
|
Haianarantany | lempona |
|