Teny iditra 1/2 hahay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Anarana siantifika Daubentonia madagascariensis
Voambolana 
Tovy hevitra aingitra
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Teny iditra 2/2 hahay (hay)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mahay
Ohatra 
1Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [2.356]
2Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499]
3Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19