|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  alo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  Manana hevitra iraisana hoe: mpanelanelana na fitaovana enti-manao zavatra tsy mivantana; olona asaina manelanelana amin' ny antokon' olona roa tonta
8  Fatorana enti-manasaraka ny kofehy alohan' ny hanenomana
9  Fandoarana ny vary na ny laoka na ny rony avy ao ambilany ho ao anaty lovia
10  Fanatsobohana ny vary antsotro ao anaty lovia misy ny ro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  a tie used in separating the yarn into hanks previous to its being woven. Aloalo also used [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12  Intermédiaire, messager
13  Les liens qui servent à séparer les fils avant le tissage
14  Action de transvaser le riz, la sauce, les mets de la marmite dans les assiettes
15  Action de plonger dans la sauce le riz qu’on a dans sa cuillère [1.3#23]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/9)17  alo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  famangian-dralehilahy na fofombadiny, famangian-dralehilahy mampirafy ny iray amin'ny vadiny [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/9)20  alo
Sokajin-teny  21  anarana
Voambolana  22  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  23  tevana, fampana [1.1]
24  lohasaha kely ambony toerana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  25  précipice. [Tankarana] [1.19]
26  talweg d'altitude [1.13]
Tovy hevitra  27  lohalo

Teny iditra (4/9)28  alo
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30  tadin-drano, onja [Betsileo] [1.78]
Kamban-teny 

Teny iditra (5/9)32  alo
Sokajin-teny  33  anarana
Voambolana  34  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  35  Teny ilazana karazan' aretin-jaza vitsivitsy: alobotra, alofisaka, alomanehaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  36  Nom d’une maladie d’enfants [1.3#23]
Kamban-teny 

Teny iditra (6/9)38  alo
Sokajin-teny  39  anarana
Voambolana  40  Fitaovam-piasana
Fanazavàna teny malagasy  41  fanoto [Betsimisaraka, Sihanaka, Tambahoaka, Taimoro] [1.78]
42  Fanoto hazo [Taimoro] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  43  In the provinces it means a pestle. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  44  pilon [1.78]

Teny iditra (7/9)45  alo
Sokajin-teny  46  anarana
Sampanteny 
47  Matoantenin' ny mpanao :
48  Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  49  Jalousie, opposition --> farahy, rahamba, tafike, toha, tohetse [Vezo] [1.68]

Teny iditra (8/9)50  alo
Sokajin-teny  51  anarana
Fanazavàna teny malagasy  52  fifanandroana [Bara] [1.78]

Teny iditra (9/9)53  alo
Sokajin-teny  54  anarana
Voambolana  55  Haibiby: mampinono
Fanazavàna teny malagasy  56  Karazana gidro misy volony mivolom-bolafotsy [1.1]

Fivaditsoratra  57  alo, lao, loa-, ola

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28