Teny iditra |
alofisaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Teny fotony | alo,
fisaka |
Fanazavàna teny malagasy | Aretin-jaza mahatonga azy hahia, halazolazo lava [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A disease of children which makes them look thin. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une maladie d'enfant qui les fait maigrir, s'étioler [1.3]
|
| Athrepsie par carence en protéines [1.196]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Mpanahaka |
alobotra |
Ohatra | Ny alofisaka dia aretina mankahia zaza ka mahatonga azy ho fisapisaka kely.
[2.643]
|
Ohabolana |
|