Teny iditra mialo (alo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra hafatra: Moa ve efa nisy nialo ria tenin' ny Filohan' ny Nosy?
Manatsoboka ao anaty ro: Mbola kely loatra ny zandrinao, ry Soa, ka alaovy ny sotrony dia aoka ianao no hialo ny variny ao anatin' ny ro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To moisten, as in alozina
To remove provisions, as in alozina, and place in the hands of inferiors
To carry messages from one to another. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Servir d'intermédiaire, communiquer un message [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mialo
Ny lasa : nialo
Ny hoavy : hialo
Filaza mandidy : mialoza

Teny iditra mialo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mifanandro [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20