Teny iditra Solanum
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Solanum aphananthum ranenda, ranendo
Solanum apocynifolium kiranzy, vahiara
Solanum auriculatum ambiatibe, fanasandovia, sevabe, tambakobe, tambakolahy, tambako ratsy, tsiariboamena, voampoabe
Solanum dulcamara mafai-mamy
Solanum erythracanthum angivy, fahavalonkazo, hazomiarotena, hazomitompovohitra, heritsilo, hery, tsilohery
Solanum erythrocarpon roingivy, voampoa, voangivy
Solanum forsythii mangidikely, voampokely
Solanum heteracanthum angivy, voangivy
Solanum indicum angivibe, angivy, ankivy, toreraka, voampabe, voampo, voampoa, voampoana, voangily, voangivibe, voapo
Solanum lycopersicum voabonga
Solanum macrocarpon angivibe, angivy
Solanum macrocarpum voampoabe, voangivibe
Solanum madagascariense lahirohy, vahihazo, vahimbingy, vahinaomby
Solanum melongena angivimbazaha, bana, baranjely, bengaly, beranjely, boraraka, boreraka, toraraka, toreraka, voabana, voangivimbazaha
Solanum nigram anamafaitra
Solanum nigrum amafaitra, amelo, anamafaika, anamainty, anamamidia, anamamy, anamangidy, anangitakely, anantsatria, anantsatry, famoizan' aretina, hanga, voanamainty, voananana, voanantay
Solanum nitens hendramena, sakaikely, voamainty
Solanum nodiflorum anamamy, anantsatria, anantsindrana, avaizo, bemine, mailo
Solanum nossibeense angiviala
Solanum pyracanthos fatimena, roingivy, tsingivy, vangivy
Solanum richardii voabana
Solanum sp. vontaka
Solanum trigonoplum fatipatikanala
Solanum tuberosum kambo, ovimbazaha, ovivory
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04