|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ankivy
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  4  anaran'ahitra [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5  an herb. Solanum indicum, L. (Betsim.) [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  (déformation de angivy) Solanum indicum L. (Solanaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)8  ankivy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  fitokonana [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  11  ankivy, vañiky, vinaky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31