Teny iditra bana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra, indrindra varavarana na vavahady, mivoha tanteraka
Mitovy hevitra: danadana ~ sanasana ~ tanatana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se dit des portes et des fenêtres ouvertes en grand [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra banabana

Teny iditra bana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Betsimisaraka, Bezanozano, Taimoro, Tambahoaka, Tanala] [ baña ] Banga (nify, ets.) [1.78]
  [Taisaka] Banga, simba, mahafohana [1.78]
  [Sihanaka] Banga [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] For banga [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] [ baña ] édenté, incomplet [1.82]
  [Taisaka] [ bañà ] ébréché [1.82]
Sampanteny 
 

Teny iditra bana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] For bena [1.2]

Teny iditra bana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsimisaraka] A shrubby plant with edible fruit. It is known as the egg-plant, egg-apple, Aubergine, Brinja, etc. Solanum Melongena, L. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Sorte d'aubergine. [1.19]
  [Betsimisaraka] (de bana : grand jour ; qu'on regarde en pleine lumière). Nom donné à divers fruits colorés, agréables à l'oeil. L'aubergine : Solanum melongena L. (Solanaceae). Voir aussi voabana. [1.196]
Anarana siantifika Solanum melongena
Voambolana 

Teny iditra bana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] De bana : grand jour ; qu'on regarde en pleine lumière). Nom donné à divers fruits colorés, agréables à l'oeil.
L'ambrette : Abelmoschus moschatus Medik. (Malvaceae). [1.196]
Anarana siantifika Abelmoschus moschatus
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra Bana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Baana, Solomon's commissary in Jezreel and in the North of the Jordan valley West of the river; son of Ahilud. [1.114]
Fanazavàna teny frantsay Baana [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Bana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Baana, father of Zadok in Nehemiah's time [1.114]
Fanazavàna teny frantsay Baana [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24