Teny iditra |
ara-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe araka
|
Ohatra |
1 | Fiadanana ara-batana ve?
[2.529]
|
2 | Fiainana ara-po, ara-pihavanana io.
[2.299]
|
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A species of wild duck [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Canard à bosse [1.19]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
ara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
rotsirotsy
[1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Moyen de satisfaire [1.82]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Famarana, fandrefesana [1.78]
|
| Ventim-belaran-tany [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Mesure [1.82]
|
| Are [1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
ara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Haran-dranomasina [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
fatra
[1.78]
|
|
Teny iditra |
ara
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
ary,
araky
[1.78]
|
|
Teny iditra |
ara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Betsileo]
Name of a tree. Ficus sp. Same as voara [Mal. ara.]
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Betsileo, Sakalava, Taisaka]
Ficus tiliifolia Baker (Moraceae). Le fruit ou
voara (nom qu'on donne souvent aussi à l'arbre tout entier) est comestible ; très estimé.
On en confectionne des préparations adoucissantes contre la toux. (voir aussi
voara).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Ficus tiliifolia |
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Anaram-javamaniry |
|
Ny fihaviany | Malay: ara.
|
|
Teny iditra |
Ara
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Ara, Aera [2.996]
|
Fanazavàna teny malagasy |
[1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Arah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Arah [2.996]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|