Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara
<- Takila 78 Takila 80 ->

 efa voalahatry ny vintana daholo, ka izay teraka dia samy manana ny azy. Noho izany raha teraka ny zaza dia lazain’ny ombiasa miaraka amin'io koa ny ho toetrany, rehefa lehibe izy na ho tsara na ho ratsy.

Roambin’ny folo no isan’ny vintana ka isaky ny vintana tsirairay dia misy anaran’olona roa avy : Ny iray lahy ary iray vavy. Nefa misy vintana anankiray farany izay manana anaran-javatra 4 ao aminy dia 2 vavy ary 2 lahy. Dia halahatra eto ary ireo vintana ireo sy ny zaza ateraka aminy, ary ny andro hahaterahana azy hatao indray mijery.


I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra
II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy
III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana
IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana
V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana
VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody
VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro
VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara
IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy
X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra
XI- Farany