Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara
<- Takila 109 Takila 111 ->

5: Raha ny amin'ny libre penseur indray no kasihina, tsy mba afaka hanao araky ny dan’ny kibonay fotsiny (na marina izany na tsy marina) izahay, fa voafehin’ny fadin-drazana sy ny finoana efa narahin’ireo Ntaolo .

6: Raha ny amin'ny atheisma no hatranga, mitsangam-bolo ny ati-dohinay, variana ny tanora, mimonomonona ny zaza amam-behivavy satria zava-baovao aminay, izay tsy mbola nisy hatr’izay ela izay ny mandà ny fisian’Andriamanitra na taiza na taiza.

Notananay mafy ireo finoana ireo ka araky ny hevitray dia tsy hisy nofo aman-dra hahazo manaisotra izany taminay. Koa raha tany Bara Andrefana M.P Nilsen Lund, iraky ny mission norvégienne, tamin’ny taona 1887 dia norahonanay sy notevatevainay. Tonga tany Bara Atsinanana koa M.P John Johnson, iraky ny mi(s)siona 


I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra
II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy
III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana
IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana
V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana
VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody
VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro
VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara
IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy
X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra
XI- Farany