Fizahan-teny

Ohabolana : mampandihy

Ohabolana 1Aza mila voa tsy ary, toy ny mpisikidy mampandihy ny marary. [2.165 #36]
Mpisikidy mila voatsiary : ny marary indray no ampandihizina. [2.653 #1989]
Toy ny mpisikidy mila voatsiary : ny marary no ampandihizina. [2.653 #3215]
Dikanteny frantsayNe demandez pas l' impossible comme le devin voulant faire danser le malade (avant de lui prédire son rétablissement). [2.165]

Ohabolana 2Hianao tady mampandihy ny sangodina indray ve no ho tapaka? [2.558]

Ohabolana 3Lambo mampandihy zanaka ka ny an' ny tena tsy mba ratsy. [2.558 #1718]

Ohabolana 4Mampandihy zaza balana : ny hafa zahany. [1.147]
Mampandihy zaza balaña: hafa ñy mampandihy an' azy ka hafa ñy zahany. [2.165]
Fanazavana malagasyMampandihy zaza dongadonga: ny hafa no mampandihy azy ka ny hafa no jereny. [2.165]

Ohabolana 5Tsy mampandihy ampela. [2.415 #2926]
Dikanteny frantsayFemme en deuil ne fait pas danser le fuseau. [2.415 #2926]
Fanazavana frantsayPendant le deuil on ne filait pas. [2.415 #2926]

Fizahan-teny