Teny iditra |
lambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hampahalamalama hialan' ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Polissage Figuré: caresse faite avec la main [1.3]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | [fampiasa kokoa noho lambo] |
|
Teny iditra |
lambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Se disait des fainéants qui aiment à manger [2.415]
|
|
Teny iditra |
lambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
kisoa
[1.78]
|
| Kisoa dia: Mihaza lambo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The wild hog, a somewhat common animal in the forest regions of Madagascar and very destructive to plantations. There appear to be two species of this animal: one called lamboniva, inhabiting the lower coast regions, Potamochaerus madagascariensis, or P. africanus, Gray; and another called lambonava, found in the upper forests, P. Edwardsi, Grandid.; the latter is the larger of the two. [Comp. Mal. lambu, an ox] [1.2]
|
| A wild boar, a wild pig [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sanglier [1.54, 2.415, 1.8]
|
| [Sakalava-Mayotte]
Cochon, porc [1.405]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Potamochaerus africanus, Potamochaerus edwardsi, Potamochaerus madagascariensis |
Ohatra | Tsy maninona na mpanotrika izany, na mpaka kitay, na lambo, na gidro, na bibilava.
[2.472]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
lambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(au sens propre lambo : sanglier malgache, potamochère, symbole de puissance et de grande activité sexuelle) On donne ce nom aux plantes censées stimulantes et aphrodisiaques.
Notamment à :
Uvaria manjensis Cavaco et Keraudren (Annonaceae).
D'après Debray, « la décoction des feuilles est utilisée par les Mikea contre les douleurs rhumatismales » (Contribution à l'inventaire des Plantes Médicinales de Madagascar ORSTOM, 1975, p. 16).
Les fruits, d'après cet auteur, ne renferment que des flavones et des stérols à l'exception d'alcaloïdes.
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Uvaria manjensis |
|