Teny iditra 1/3 ampela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] zazavavy [1.78]
  [Bara, Betsileo, Taisaka, Tandroy, Tanosy] vehivavy [1.78]
  [Betsileo] Vavy [1.78]
  [Tandroy] Vady: Mba ampela soa iñeo [1.78]
 Vehivavy, tovovavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A girl, a woman. See vehivavy. [1.2]
  [Provincial] A girl or woman [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Femme, fille. (Vaiàvy). [1.19]
  [Provincial] Jeune fille, femme [1.8]
Ohatra 
1O Z' ampela roy e! [2.606]
2Eka, hoy ampela ehy. [2.150]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra 2/3 ampela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany ilany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A spindle, used for spinning or winding cotton, silk, etc. [1.2]
 A spindle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fuseau ; quenouille [1.8]
Ohatra ary mihazona ny ampela ny rantsan-tanany. [2.996]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra 3/3 ampela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Rivotra avy andrefana [1.1]
Voambolana 
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20