Fizahan-teny

Ohabolana : lamoka

Ohabolana 1Aza mitaitay hihina-menaka fa ho lamoka ihany amin' ny farany. [2.558 #789]
Aza mitaitay homamenaka fa ho lamoka ihany amin' ny farany. [1.1]
Aza mitaitay homa-menaka, fa ho lamoka ihany no farany. [2.165 #1251]
Aza mitaitay homa-menaka, fa ho lamoka ihany no ho farany. [2.653]
Fanazavana malagasyAza maimaika ny hahazo izay tadiavina fa mety hanenenanao any aoriana. [1.1]
Dikanteny frantsayNe soyez pas trop avide de graisse, car à la fin vous en serez dégoûté. [2.165]
Fanazavana frantsayLa graisse était considérée par les Malgaches comme un aliment fortifiant. [2.165]

Ohabolana 2Ny lamokan' atodiakoho no tsy nomen' ny vaventy ny ankizy dia fanariana dia ny rariny. [2.558 #3070]
Ny lamokan’ atody akoho no tsy nomen’ ny vaventy ny ankizy, dia fanariana ny rariny. [2.653 #2298]

Ohabolana : lamoka

Ohabolana 1Aza manao lahy antitra mahazo lamokan' atody akoho, ka tsy mitodi-jafy intsony. [2.165 #1958]
Lahy antitra nahazo lamokan' atodiakoho, ka tsy mitodi-jafy intsony. [2.415 #1826]
Dikanteny frantsayNe faites pas comme un vieillard trouvant un œuf pourri et ne se tournant plus vers son petit-fils. [2.165]
Vieillard qui a trouvé un oeuf couvé et gâté, il ne se tourne plus vers son petit-fils. [2.415]
Fanazavana frantsayIl veut le manger seul. [2.415 #1826]
Parce qu' il veut le manger seul. Les œufs un peu gâtés étaient très estimés par certains. [2.165]

Fizahan-teny