Teny iditra | feno | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.] [1.2] | |||||||||||||||
Full, complete [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Plein, complet [1.8] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny feno io | |||||||||||||||
Teny iditra | feno | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Sery (aretina) [1.78] | |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny feno io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | feno, fone |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |