Teny iditra tsepoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ? [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31