|
|
|
|

Teny iditra 1  manjepizepy
Fototeny  2 zepizepy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tondraka ary feno morona, mangeniheny: Nanjepizepy ny rano tamin' ny faritra atsimo iny taorian' ilay orana nikija nandritra ny herinandro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20