|
|
|
|

Teny iditra 1  mameno
Fototeny  2 feno
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany
9 Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao ~ Hameno ny banga aminay ny fahatongavanareo roa lahy
10 Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan' ny zanako tamin' ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to fill [1.2, 1.7]
12 to fill up. [1.2]
13 to complete [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 remplir; compléter [1.8]
Ohatra  15  ny voliko mameno saha; [2.69#]
16  Maty antoka miara-mameno, fa volan' olona! [2.69#]
17  Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy. [2.296#]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mameno
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mameno, 20 mamoñe, 21 manemo, 22 manome

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21