Teny iditra hifotra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy
Fenofeno matavy [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra hifitra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31