|
|
|
|

Teny iditra 1  fahafenoana
Fototeny  2 feno
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka
7 Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 fullness, completion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 plénitude [1.8]
Ohatra  10  Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra, [2.996]
Tovy hevitra  11 hafeno, hafeno, hafenoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22