Teny iditra |
mena-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe menaka
|
|
Teny iditra |
mena-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe menatra
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mena
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Red [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rouge [1.3, 1.8]
|
Ohatra |
1 | Tranon-drafodilahy trano mena!
[2.69]
|
2 | Zavatra mena aby, ka tsy fantatra:
[2.298]
|
3 | Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena?
[2.558]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Lohateny |
|
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mena
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
mena
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
tezitra
[1.78]
|
| Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Emporté, rouge de colère, qui rougit de honte [1.3]
|
|
Teny iditra |
meña
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
mankany ...
[1.78]
|
|
Teny iditra |
mena
 |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe mener
|
|