|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mangoraka
Fototeny  2 horaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io [1.1]
Ohatra  9  Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao. [1.263]
10  Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528#150]
Tovy hevitra  11 mangorakoraka
Mpanahaka  12  antra, 13  malahelo, 14  manana tse-po, 15  mangora-po, 16  mitse-po, 17  mitsetra, 18  ngoaina, 19  onena, 20  ongena

Teny iditra (2/2) 21  mangoràka
Fototeny  22 hor
Sokajin-teny  23  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  24 Mena mivaivay, mangatrakatraka [1.1]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  124  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mangoraka

Fivaditsoratra  125 mangaroka, mangoraka, mangoràka, 126 mokaranga, 127 ramangoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15