|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 antra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian' ny hafa: Antra olona iny vehivavy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an' izay mangataka aminy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 compassionate, feeling pity
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 humain
[1.66.fr#494] 16 compatissant, charitable [1.3, 1.8] |
| Ohatra |
17 antra olona izy
[1.3#55]
18 Hoy ianareo hoe mba antra na nitsetra ahy ny mpijery? [2.4#89] 19 Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528#150] |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how antra |
| Teny iditra (2/2) | 21 antra |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy nahanampy: Lehilahy be antra iny lasa iny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 pity, compassion, tenderness, charity.
[1.2] |
| Voambolana | 25 Ontam-po |
| Fivaditsoratra | antra, 26 ranta |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|