Teny iditra iantrana (antra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy To be pitied, to be the object of compassion or charity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont on a pitié, à qui on fait l'aumône, qu'on secours [1.8]
Ohatra Tokony hiantrana izy satria mahantra tokoa (Il convient de le secourir, parce qu’il est vraiment pauvre) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iantrana, iantrako, iantranao, iantrany, iantrantsika, iantranay, iantranareo, iantran', iantran-, iantram-, iantra-
Ny lasa : niantrana, niantrako, niantranao, niantrany, niantrantsika, niantranay, niantranareo, niantran', niantran-, niantram-, niantra-
Ny hoavy : hiantrana, hiantrako, hiantranao, hiantrany, hiantrantsika, hiantranay, hiantranareo, hiantran', hiantran-, hiantram-, hiantra-
Filaza mandidy : iantrao
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20