|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  vony
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 yellow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 couleur jaune [1.8]
Tovy hevitra  7 vonivony
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  107  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny how vony
Tsanganana sy sary iray takila  108  Ny Loko

Teny iditra (2/3) 109  vony
Sokajin-teny  110  anarana
Haiendriteny 
111  Tsotra :
112  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  118 Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [1.1]
119 taovam-pananahan'ny zavamaniry [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  120 a flower [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  121 fleur [1.8, 1.13]
122 Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [1.196]
Voambolana  123  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fikambanana  124  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 48 misy ny teny how vony
Ohabolana  125  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3) 126  voñy
Sokajin-teny  127  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  128 [Antambahoaka+Antesaka] fierena [1.78]

Fivaditsoratra  vony, voñy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15