|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangorakoraka |
| Fototeny | 2 horakoraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangorakoraka ny mahantra io vehivavy to
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be moved with pity or compassion; to be stirred in one's heart
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 s'apitoyer, être ému
[1.8] |
| Tovy hevitra | 11 mangoraka |
| Fivaditsoratra | 12 mangarokaroka, mangorakoraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|