|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  horakoraka
Fototeny  2 horaka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka
6 Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the cries of a crowd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 les cris d'une foule [1.8]
Ohatra  9  Kotaba, horakoraka moa izao! [2.356#67]
10  Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [2.117#17]
Tovy hevitra  11 horaka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  horakoraka
Fototeny  14 horaka
Sokajin-teny  15  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  19 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Tovy hevitra  20 horaka

Fivaditsoratra  21 harokaroka, horakoraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22