Teny iditra Ny lalana nombako
Singan-teny lalana ; ombana
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Ravelomanana Hermann, 1991
Fanonta printy 1991. Edisiona Salohy. Ambainy: 13cm. Haavony: 21cm. Takila: 222.
Sombiny 
takila 5
Avy ao Anahimalemy andrefan' i Mantasoa Idada ary Ineny avy ao Ampanarivo atsinanan' Ambatotelomirahavavy akaiky an' Ambatomanga. Niditra niomana ho mpitandrina tao amin' ny Sekoly Pastoraly Ambatomanga izy mivady ny taona 1911, ary efa niteraka ny zazany roalahy dia Philibert sy Guy... Ireo no vehivavy malagasy voalohany indrindra nomanin' ny Misiona ho amin' izany; kanjo tsy neken' ny governora jeneraly V. Augagneur ny hakan' ny vehivavy malagasy diplaoma (1905). Dia niverina tany Ambatomanga izy ary noraisin' i Mlle Rousseau misionera Talen-tsekoly tao hampianatra.
takila 168
Dia re naningana ny feo nanao hoe: "Velomà e ! veloma any Madagasikara !"
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27