Teny iditra 1/3 |
Ohabolana Malagasy
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Rinarasoa Estine |
Fanonta printy | 1974. Librairie Mixte. Ambainy: 12cm. Haavony: 17cm. Takila: 328. Boky miisa: 5000.
|
Voambolana |
Singan-teny | ohabolana ;
malagasy |
Fanoritsoritana | Ohabolana miisa 5.111 |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Lahatsoratra |
|
Sary |
|
|
Teny iditra 2/3 |
Ohabolana malagasy
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Fanazavàna teny malagasy | Nohazay ain' ny Onja (Andriamboavonjy Benjamin Ranaivo) tao amin' ny fampielezam-peo, ary navoakany am-boky nanomboka tamin' ny taona 1960.
Tsy voaisa ny ohabolana avy amin' ny foko rehetra voatsiahy ao, fa mahavariana kosa ny fivoasan' ny Onja azy araka ny tantara amam-pomba mety ho takatra. [2.299]
|
Mpanoratra | Ny Onja |
Singan-teny | ohabolana ;
malagasy |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|
Teny iditra 3/3 |
Ohabolana malagasy
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Rasamison Philippe |
Fanonta printy | 1982. Librairie Mixte.
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|