Fizahan-teny

Ohabolana : atrehina

Ohabolana 1Aleo mpanjato anilan' ny havana, toy izay mpanarivo tsy atrehin' olon-tiana. [2.558 #18]

Ohabolana 2Iambohoana mahefa, ary atrehina mahavita. [2.415 #3799]
Dikanteny frantsayQu' on tourne le dos ou qu' on soit présent, il travaille. [2.415 #3799]
Fanazavana frantsaySe disait des gens consciencieux dans le travail, des gens sur lesquels on peut compter. [2.415 #3799]

Ohabolana 3Misorona aman-kavana, ka misento tsy atrehin' olon-tiana. [2.558 #2416]

Fizahan-teny