|
|
|
|

Teny iditra 1  tiana
Fototeny  2 tia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra
9 Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho
10 Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny
11 Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana
12 Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1]
Tovy hevitra  13 tiavina
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how tiana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 anaty, 17 atany, 18 itana, 19 taina, tiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22