|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mahefa
Fototeny  2 efa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e!
9 Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain' olona aho
10 Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 pouvoir faire, pouvoir achever, pouvoir mettre à mort, pouvoir payer, pouvoir restituer [1.3#119]
Ohatra  12  rariny raha misy mahefa ny adidiny; [1.318]
13  koa raha mahefa ireo hianao dia homeny ho vadinao Imanahadreny. [2.69#88]
14  Fa angaha koa izay lazain' ny molotra ambony sy ambany dia mahefa inona. [2.895#78]
Tsipelina hafa  15 mahaefa
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mahefa
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 18  mahefa
Fototeny  19 efa
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mahefà, mahefa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14