|
|
|
|

Teny iditra 1  mahavita
Fototeny  2 vita
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 afaka manaro zavatra na ara-tsaina na ara-batana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8 to complete, to finish; to be sufficient [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 faire, fabriquer, pouvoir finir, pouvoir achever, mener à bonne fin, suffire pour [1.3]
10 pouvoir finir; mener à bonne fin [1.8]
11 capable [1.13]
Ohatra  12  Ny manamboninahitra tsy mahavita marika. [2.59#162]
13  Zavatra telo misy rano mafana no mahavita azy. [2.366#185]
14  mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472#174]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mahavita
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mahatavy, mahavita, 18 vahimata

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21