Teny iditra | maro | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Many [1.7] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Beaucoup, nombreux [1.8] | ||||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Tovy hevitra | betsaka | ||||||||||||||||||
Tohi-kevitra | vitsy | ||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||||||||
Anaram-poko |
| ||||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maro io | ||||||||||||||||||
Fivaditsoratra | maro, mora, ramo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |