Teny iditra | marolafy | |||
Singan-teny | maro ; lafy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Sary jeometrika misy lafy maro, na telo na efatra, na dimy, na enina... mitovy na tsy mitovy [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Polygone [1.13] | |||
Voambolana | Matematika: rafitsary | |||
Kamban-teny |
| |||
Mpanahaka | maromira | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14 |