Teny iditra hamaroana (maro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05