Teny iditra | bekotromaroholatra | |
Singan-teny | be ; kotro ; maro ; holatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana enti-milaza ireo miaramila mpiady tranainy nahazo takaitra, ny miaramila menavazana nahazo takaitra tany an' ady [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Les ancients combattants [1.5] | |
Tovy hevitra | miaramila menavazana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |