Teny iditra (1/3) | 1 holatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.19] [Tankarana]
provocation dissimulée, tournée. |
Tovy hevitra | 4 ankolatra |
Teny iditra (2/3) | 5 holatra |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] a scar |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3, 1.8, 1.5] cicatrice |
Ohatra |
10 Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io. [2.472] 11 Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina! [2.499] |
Voambolana |
12 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny | 25 Ilay olona feno holatra (Rapatsalahy Paul) |
Teny iditra (3/3) | 26 holatra |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.1] Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty |
Fanazavàna teny anglisy |
29 [1.7] mushrooms; fungus in general |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.8] champignon 31 [1.3, 1.5] nom générique des champignons 32 [1.196][olatra] (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons : [olatra] d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae). [Taifasy] |
Ohatra |
33 dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao; [2.48] 34 Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470] |
Voambolana |
35 Haizavamaniry |
Tsipelina hafa | 36 olatra |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny nalaina | 57 Soratra misy io teny holatra io |
Fivaditsoratra | 58 ahalotr, haloatr, halôtra, halotra, holatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |