Teny iditra zafinadrisa
Singan-teny zafy ; adrisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa iantsoana ny valala atao hoe tsingentana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of locust [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom donné à la sauterelle tsingentana [1.3]
Voambolana 
Renianarana valala
Anarana iray reny adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26