Teny iditra 1/4 tsi-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe tsy
Ohatra 
1Ny famatoran'ny fiainan-tsi-hita [2.996]
2Lasan' iny izay ratsy aman-tsi-soa! [2.48]
3ilay Rimona koa, ka diso tsi-fidiny izy. [1.38]
4Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472]

Teny iditra 2/4 tsi-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe tsika
Kamban-teny 

Teny iditra 3/4 tsi~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny tsi~]
Fanazavàna teny malagasy Tovona mahatonga ho anaran-javatra na toetra rehefa atao eo alohan' ny fototeny voalohany: Tsikoko, tsilaiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Prefix forming secondary "themes"" (roots), as: tsingerina (herina), a return to the point of departure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay ( préfixe très répandu pour les noms des plantes). Il a deux significations :
(1) Négation, suivi d'une racine verbale ou d'un adjectif ; par exemple dans tsiafadambo ( tsy, afaka et lambo : dont même les sangliers ne peuvent se débarrasser) ou dans tsiafofoka ( tsy et afofoka) : qu'il ne faut pas jeter.
(2) suivi d'un substantif (généralement un autre nom de la plante) redupliqué ; par exemple : tsiakondrokondro (de tsy et akondro : la banane) : qui ressemble un peu à la banane. O. Chr. Dahl, dans « Malgache et Maanjan : une comparaison linguistique », Oslo, Egade-Instituttet, 1951 a constaté qu'on retrouve cette forme en maanjan (une langue du Sud-Est de Bornéo). C'est une tournure caractéristique des langues malayo-polynésiennes. Les très nombreux noms commençant par tsi- que nous allons énumérer, dérivent de ces deux significations. [1.196]
Haiendriteny 
Tsotra : tsi~, tsim~, tsin~

Teny iditra 4/4 tsi~~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny tsi~~]
Fanazavàna teny malagasy A) Tovona fanao eo alohan' ny anarana verindroa sasantsasany ka enti-milaza fanahafan-javatra, fa kelikely kokoa, mitovy amin' ny ki~~: tsitranotrano , tsivarivary
B) Tovona fanao eo alohan' ny teny milaza isa atao verindroa, ka enti-milaza isan-tokon' io isa io avy: tsidimidimy, tsifolofolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Prefix forming secondary roots with the meaning, so many at a time, as: tsiroaroa (roa), two at a time [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Préfixe formant, comme ki~~, des racines secondaires: tsitranotrano
Avec les dix premier nombres et zato, arivo, alina, redoublés, indique la distribution, la division: tsirairay ~ tsiroaroa ~ tsizatozato ~ tsiarivoarivo ~ tsialinalina [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/17