Teny iditra | tsizatozato (zato) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Cent par cent [1.3] | |
Ohatra | Dia nitsangana teo anilan' ny vavahady ny mpanjaka nandritry ny nivoahan' ny vahoaka voazara ho tsizatozato sy tsiarivoarivo.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |