Teny iditra (1/3) | 1 ravina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tendron' ny ankabeazan' ny zavamaniry, izay lavalava etiety mitsilotsilo marani-doha ny bikany ary ny atiny malamalama, fa ny vohony maraorao: Kely ravina ny rambiazina Takela-javatra: Ravin-taratasy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a leaf; a sheet of something |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] feuille 6 [1.196] (toute l'île) (pris adjectivement, le même mot veut dire : mince). Nom générique des feuilles (d'arbre, de papier, etc.). Expression proverbiale : "Tsy mandray ravindena" (= ne pas se contenter de feuilles fraîches) : être riche, vivre de ses rentes. Les folioles des feuilles Asteraceae sont souvent prises pour de vraies feuilles. Cependant il existe une expression : misampan-dravina pour désigner les plantes à feuilles Asteraceae (de sampana : divisions). Quant à la position des feuilles sur le rameau, on distingue clairement les espèces à feuilles alternes : mifandika ravina (de dika : alternance), des espèces à feuilles opposées : mifanatri-dravina (de mifanatrika : être en face l'une de l'autre), ou à feuilles verticillées mivorivoridravina (de vori-vory : en cercles) |
Ohatra |
7 [2.69] Tapaka ny voany sady folaka ny raviny 8 [2.472] hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. 9 [2.324] Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny ravina io |
Lahatsoratra |
34 Randzavola: ravina ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/3) | 35 ravina |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
37 [1.196] [Betsimisaraka]
Forme de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae), à tronc peu élevé. Forme de jeunesse, plus appréciée pour la préparation du falafa. |
Voambolana |
38 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 40 ravina |
Sokajin-teny | 41 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
42 [1.196] [Bara, Betsileo]
Nom des Arecaceae du genre ravenea (nom donné par Bouché d'après l'orthographe de Hildebrandt), notamment : Ravenea glauca Jum. & H. Perrier, et Ravenea rivularis Jum. & H. Perrier . On emploie leurs grandes feuilles pour les constructions rustiques comme celles de l'espèce précédente. |
Voambolana |
43 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 45 avarin, iravan, navari, nirava, ravany, ravina, rivana, varany, varina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |